- Alarobia 01 Septambra 2021
Sosialy.Mpiasan’ny Easy Park “Tsy hiala eto izahay raha tsy mivoaka ny volanay”
Nitokona tetsy Analakely omaly ireo mpiasan’ny orinasa misahana ny fiantsonam-piara eto Antananarivo teo aloha na Easy park.
Hamaky ny tohinyNitokona tetsy Analakely omaly ireo mpiasan’ny orinasa misahana ny fiantsonam-piara eto Antananarivo teo aloha na Easy park.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny fandrindrana ny famatsiana ny tsena anatiny ho fiarovana ny mpanjifa, hoy ny Ministeran’ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana.
Hamaky ny tohinyTsy mety mivaha ny olan’ny orinasam-panjakana KRAOMA na Kraomita Malagasy ao Brieville, izay efa 2 taona izao no voalaza fa tsy nandray karama ny mpiasa.
Hamaky ny tohinyMba hahafahan’ireo asa fanadiovana ny lakan-drano C3 mandalo etsy Andavamamba mizotra an-tsakany sy andavany dia tsy maintsy hisy fianakaviana hafindra toerana.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fidinana ifotony narahina fihaonana sy fifampidinihana tamin’ireo mpandraharaha mpamokatra eto an-toerana, dia hametraka ny "prix de référence"
Hamaky ny tohinyMpiasa an-trano 3 mianadahy iraitampo no indray tsy hita popoka nanomboka omaly maraina. Voalaza fa nangalatra tao an-trano teny amin’ny olona niasany teny Ampefiloha,
Hamaky ny tohiny