Sosialy

Toliara Hamidy amin'ny kapoaka “Nadco” ny vary


  • Talata 14 Septambra 2021

Efa hamidy amin’ny kapoaka « Madco », izay kely lavita noho ny kapoaka mahazatra ny vary any Toliara amin’izao fotoana izao.

150 ariary no hamarotan’ireo mpivarotra ny iray kapoaka noho ny fahefa-mividin’ny mponina tsy maharaka intsony. Vokany, misy fianakaviana tsy mihinam-bary afa-tsy indray mandeha isaky ny telo andro noho izany, antony nahatonga ny fivarotana vary amin’ny « Madco. Efa tafakatra 720 ariary kosa ny iray kapoaka tsotra any an-toerana izay fianakaviana vitsy ihany no mahatakatra izany.
Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT