Sosialy

“Faux-cap” – Faritra Androy Nifandrombahana ilay fatina trozona


  • Talata 14 Septambra 2021

Trozona goavam-be iray no hita faty tany amin'ny faritra Androy ny faran’ny herinandro teo, izay nifandrombahan’ny olona ny fakana ny henany. Tao amoron’ny « Faux-cap»

 no nisehoan’io ny zoma 11 septambra 2021 teo, ary efa nandray fepetra nandrara ny mponina mba tsy hihinana ny henan’io trozona io sy ny menaka azo avy aminy ny ministeran'ny Jono sy ny toe-karena manga tamin'ny alalan'ny SRPA Androy. Niarahana tamin’ireo manam-pahefana tany an-toerana sy ny lehiben’ny firaisan’ny fikambananan’ny mpanjono ny fepetra, ka efa milamina ny toe-draharaha omaly, raha ny vaovao avy any an-toerana.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT