Sosialy

BNGRC Efa mivonona amin’ny fiatrehana ny fotoam-pahavaratra


  • Alatsinainy 08 Novambra 2021

Efa mivonona sahady amin’ny fiatrehana ny fotoam-pahavaratra ny birao nasionaly misahana ny loza voajanahary na ny BNGRC,

 tarihin’ny jeneraly Andriankaja Elack, taleny. Amin’ny ankapobeny mantsy dia saika lasibatry ny tondra-drano hatrany ireo faritra iva eto amintsika raha vantany vao milatsaka ranon’orana ka nisy ny fanavaozana ny drafitra iatrehana ny loza notanterahin’izy ireo. Ho an’ireo paikady notanterahina tamin’ny taon-dasa ohatra ka hita fa tsara sy nahomby dia mbola tazonina izany raha tsy maintsy nasiam-panarenana kosa ireo lesoka sy tsy nety rehetra. Mikasika ny fitaovana hampiasaina manokana dia fantatra fa hohatevenina ny vedety amin’ny fitaterana ireo olona traboina any amin’ny faritra….Hisy ihany koa ny fampiasana zodiaka ankoatra ny fanafainganana ny fampitam-baovao ho fitsinjovana ny ain’ny mpiara-belona.
Pati
(Sary fanehoana)
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT