- Alakamisy 12 Mey 2022
Sosialy.Antsohihy Miparitaka ny vola sandoka 20.000 Ar
Miparitaka ny vola sandoka 20.000 Ar miloko manga any amin’ny distrikan’Antsohihy. Ireo mpivarotra sy mpanao Cash point no fantatra fa efa lasibatra tamin’izany ary efa nahenoana fitarainana betsaka.
Hamaky ny tohiny
