- Alakamisy 07 Aprily 2022
Sosialy.Fizarana Vatsy tsinjo Maro ireo tokantrano mitaraina
Tsy mety milamina sy mirindra mihitsy ny fizarana Vatsy tsinjo avy amin'ny Fitondram-panjakana ho an'ireo fianakaviana sahirana.
Hamaky ny tohinyTsy mety milamina sy mirindra mihitsy ny fizarana Vatsy tsinjo avy amin'ny Fitondram-panjakana ho an'ireo fianakaviana sahirana.
Hamaky ny tohinyNilatsaka ny didy famerana ny vidin’entana tena ilaina sy be mpampiasa hihatra ao anatin’ny 3 volana, azo havaozina.
Hamaky ny tohinyNaneho hevitra momba ny famerana ny vidin’entana ilaina andavanandro (PPN) ny Praiminisitra lefitra teo aloha tamin’ny Fitondrana Ravalomanana ary efa Tale Kabinetran’ny Fiadidian’ny tetezamita.
Hamaky ny tohinyLaharam-pahamehana ho an’ny kaominina Alasora, distrikan’Avaradrano ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana. Lohalaharana amin’izany ny fametrahana jiro hazava ny tanàna.
Hamaky ny tohinyNataon’ny kaominina fanatobiana fako vonjimaika ny etsy amin’ny Fokontany Anosipatrana Andrefana manamorona ny digy .
Hamaky ny tohinyNisitraka fanampiana ara-pitaovam-pamokarana sy famatsiana biby fiompy (omby, ondry) ahafahan’izy ireo mampivelatra sy mampiroborobo ny sehatra fiompiana izay efa niveloman’izy ireo teo aloha ny vondrom-pamokarana
Hamaky ny tohiny