Sosialy

Antsohihy Miparitaka ny vola sandoka 20.000 Ar


  • Alakamisy 12 Mey 2022

Miparitaka ny vola sandoka 20.000 Ar miloko manga any amin’ny distrikan’Antsohihy. Ireo mpivarotra sy mpanao Cash point no fantatra fa efa lasibatra tamin’izany ary efa nahenoana fitarainana betsaka.

Ny tsy fahitana ilay tandrok’omby amin’ilay vola 20.000 Ariary moa no isan’ny nanaitra sy nahafantaran’ilay mpivarotra ilay vola sandoka raha lomana rano kosa ny an’ny hafa rehefa mampiahiahy. Miala avy hatrany mantsy ny lokony amin’iny no modraka avy hatrany ihany koa ilay vola raha taratasy nolokoina izy fa tsy henjana ohatra ny vola tena izy.
Pati
Legende : Efa betsaka sandoka ny lela-vola 20.000 Ar any Antsohihy any

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT