- Talata 24 Mey 2022
Sosialy.Durlin Retogniane “Mikaikaika koa ireo mpamboly sy mpiompy ary mpanjono”
Miadana ny fiaingana amin’ny resaka fizahantany eto Madagasikara izao, hoy ny manam-pahaizana momba azy io, Durlin Retogniane.
Hamaky ny tohinyMiadana ny fiaingana amin’ny resaka fizahantany eto Madagasikara izao, hoy ny manam-pahaizana momba azy io, Durlin Retogniane.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana manohitra marindrano ny mety ho fampidiran’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) orinasa tsy miankina hitaky ny haba eny anivon'ny tsena ireo mpivarotra manerana ny boriborintany 6 omaly,
Hamaky ny tohinySaika ripaka avokoa ny omby tao amina tokantrano iray tao amin’ny kaominina ambanivohitra Aborano, kaominina ambanivohitra Beapombo II any amin’ny distrikan’i Toliara II.
Hamaky ny tohinyNanaitra ary niteraka adihevitra ny fampitam-baovaon’ny Minisiteran’ny raharaham-bahiny amin’ny fanamafisana ny fepetra ho an’ireo olona handeha hivoaka an’i Madagasikara. “Mandalo any amin'ny Minisiteran'ny Filaminam-bahoaka hanaovana fanadihadiana momba ny fitondran-tena sy fandinihana ny zava-misy”
Hamaky ny tohinyHitsinjo manokana ireo zokiolona sy fianakaviana sahirana manerana ireo Fokontany 20 misy ao aminy ny kaominina Alasora amin’izao ankatoky ny fetin’ny Asaramanitra 26 iona izao.
Hamaky ny tohinyTetikasa miompana amin’ny fampandrosoana ny Faritra Menabe sy Melaky ny AD2M (Appui au Développement du Menabe et du Melaky), miompana kokoa amin’ny fampandrosoana eny ambanivohitra.
Hamaky ny tohiny