- Alarobia 27 Aprily 2022
Sosialy.Siramamy Namakia Halefa eny amin’ny mpaninjara avy hatrany
Niaiky ny Minisitry ny Indostria sy ny varotra Atoa Edgard Razafindravahy, fa tena nisy ny fahasarotana teo amin’ny famatsiana siramamy tato anatin'ny andro vitsivitsy, ary nahitana fisodrotam-bidy ihany koa.
Hamaky ny tohiny
