- Talata 10 Mey 2022
Sosialy.Fetra, mpidoroka zava-mahadomelina “Tolotolotra avy any aman’olona no naharoboka ahy”
Ankizy 13 taona no zandriny indrindra amin’ireo mandray zava-mahadomelina mahery vaika toy ny heroine eto amintsika.
Hamaky ny tohinyAnkizy 13 taona no zandriny indrindra amin’ireo mandray zava-mahadomelina mahery vaika toy ny heroine eto amintsika.
Hamaky ny tohinyTsy tokony hiandrasana ny hafa hibaiko na koa hiandry fanentanana ny tsirairay vao hahay hanadio ny faritra misy azy.
Hamaky ny tohinyTsy tokony hiandrasana ny hafa hibaiko na koa hiandry fanentanana ny tsirairay vao hahay hanadio ny faritra misy azy.
Hamaky ny tohinyMitombo isa hatrany ireo tanora tsy an’asa eto amintsika. Ankoatra ireo nahavita fianarana nefa tsy mahita asa mifandraika amin’ny lalam-piofanana nianarany dia misy ihany koa ireo niangaran’ny vintana ka tsy afaka nandia ny
Hamaky ny tohinyToy izay nitranga hatramin’izay dia miantsy vidim-piainana midangana indray ny fampiakarana karama, izay vahaolana,
Hamaky ny tohinyEfa tonga any Isaka Ambohimahasoa ny fitaovana hamokarana lafarinina avy amin’ny mangahazo, araka ny fampitam-baovaon’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny varotra ary ny fanjifana omaly.
Hamaky ny tohiny