• Alakamisy 05 Janoary 2023
Sosialy.Fanatsarana ny fiainan’ny Malagasy Lasa fanesoana vahoaka ny firesaky ny manampahefana sasany

Tontolo roa samihafa mihitsy no manasaraka ny mpitondra sy ny entina ka toa manao kabary sy fanehoan-kevitra toa maneso vahoaka izany ireo mpitondra Fanjakana sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
Sosialy.Fametrahana vola amin’ny banky “Mbola ezaka mafy ny fampianarana ny malagasy”

Tratranay 100% ny noeritreretinay natao tao anatin’izay 6 volana nijoroan’ny banky malagasy 100% NIM na “Nouvelle institution de micro finance” izay, hoy ny tompon’andraikitry ny seraseran’izy ireo, Rija Disaine.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
Sosialy.Fotsim-bary eny an-tsena Efa tafakatra 146.000 Ar ny iray gony

Tena efa hitovy amin’ny karama raisin’ny olona iray isam-bolana ho an’ireo mbola mikarama 150.000 Ar ny vidin’ny fotsim-bary iray gony eny an-tsena amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
Sosialy.Mangily Ifaty Sahirana ny mponina, tsy misy asa mandeha

Sahirana avokoa ireo mponina ao Mangily Ifaty any amin’ny distrikan’i Toliara II. Tsy misy afa-tsy ny fambolena sy ny fizahan-tany mantsy no hany no seha-piveloman’ireo mponina any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2023
Sosialy.Hetsiky ny mpiasan’ny DRH-MEN Fitokonana faobe voalohany amin’ity taona ity

Ny sendikan’ny mpiasan’ny DRH-MEN mijoro ara-dalàna araka ny “récépissé” laharana 038 tamin’ny 1 jolay 2022 dia

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Janoary 2023
Sosialy.Vao manomboka ny taona Delestazy tsy nifankahitana sahady

Vao miandoha ny taona 2023 dia efa delestazy tsy nifankahitana ny andron’ny omaly 01 janoary 2023. Faritra am-polony maro no niharan’ny fahatapahan-jiro mahery vaika.

Hamaky ny tohiny
FTT