- Alatsinainy 16 Janoary 2023
Sosialy.Olona mitady trano 40 isan’andro raha kely
Hifampitadiavana ny trano amin’izao eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina. Raha araka ny fanadihadiana
Hamaky ny tohinyHifampitadiavana ny trano amin’izao eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina. Raha araka ny fanadihadiana
Hamaky ny tohinyTratry ny tambabe ankehitriny ny fitondrana manoloana ny tsy fahazavan’ity raharaha varo-jaza any amin’ny distrikan’Ikongo sy ny tapany atsimo atsinanan’ny firenena araka ny nambaran’ny depioten’Ikongo, Jean Brunelle Razafitsiandraofa ity.
Hamaky ny tohinyTena mitombo andro aman’alina ireo olona tsy an’asa eto amintsika indrindra fa ny tanora.
Hamaky ny tohinyMiha mampikaikaika ireo mpanjifa hatrany ankehitriny ny vidim-bary, raha ny fanadihadiana natao.
Hamaky ny tohinySesilany ny fandisoana avy amin’ny tompon’andraikitra ara-panjakana na rafi-panjakana samihafa nilaza fa tsy marina ny filazam-baovao milaza ny fisiana fivarotan-jaza ao Ikongo.
Hamaky ny tohinyAraka ny efa nanapoizana azy tamin’ny mbola fotoanan’ny main-tany dia mampikolay ireo mpanjifan’ny Jiro sy rano malagasy indray ankehitriny ny fahatapahan’ny herinaratra lavareny na delestazy.
Hamaky ny tohiny