Sosialy

Trano fisakafoanana mahandro varika Raikitra ny fanaraha-maso ao Maroantsetra


  • Alarobia 15 Martsa 2023

Misokatra ny fanadihadiana sy ny fanaraha-maso mikasika ireo trano fisakafoanana voalaza fa mahandro varika any amin’ny distrikan’i Maroantsetra.

Raha tsiahivina tokoa mantsy dia nieli-patrana tao anaty tambajotran-tserasera Facebook ny vaovao mifandraika amin’izany, andro maromaro lasa izay. Voatery nandray fepetra araka izany ireo tompon’andraiki-panjakana any an-toerana koa ankoatra ny varika dia fantatra fa arahi-maso fatratra ihany koa ny biby arovana toy ny sokatra any an-toerana sao sanatria misy mihaza ary manao laoka ka hamidiny amin’ny mpanjifa lafobe. Mbola tsy nisy tratra moa ireo trano fisakafoanana hatramin’ny omaly saingy na izany aza mitohy ny fanaraha-maso azy ireny. Hiharan’ny sazy avy hatrany moa izay tratra hoy ny vaovao koa andrasana izay mety ho tohiny.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT