• Alarobia 15 Febroary 2023
Sosialy.Tratrany nampirafy azy ny vadiny Nitsoraka tao amin’ny tetezan’i Tanjombato ilay lehilahy

Tena hafa dia hafa ny fetin’ny mpifankatia na ny Saint Valentin izay nankalazaina omaly ho ana lehilahy iray monina eny amin’iny distrikan’Atsimondrano iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2023
Sosialy.Fiahiana sosialy 12%n’ny mponina hatreto no misitraka

Miroso amin'ny fanatanterahana sy ny fametrahana ny tetikasa Fiahiana sosialy amin'ny faritra miisa 23 manerana an'i Madagasikara ny minisiteran'ny mponina raha faritra 15 no mbola misy an'izany amin'izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2023
Sosialy.Pastera Heritiana « Tena mila fitandremana io fihetsem-po mahafaty tampoka io »

Betsaka ireo olona maty vokatry ny fihetsem-po tato ho ato. Ankoatra ireo tapaka lalan-dra noho ny fahatairana sy ny hafaliana na koa noho ny hatezerana dia tsy vitsy ireo tsy miverina intsony ny ainy rehefa misy zavatra tena

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Febroary 2023
Sosialy.STOI, MINAE, Yuan’s international Hamatsy vary safiotra ireo traboinan’ny rivodoza

Natolotra tamin’ny fomba ofisialy omaly hariva tetsy amin’ny minisiteran’ny fambolena sy fiompiana etsy Anosy ny vary safiotra 5 taonina sy zezika biolojika na zezika taroka 5 taonina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Febroary 2023
Sosialy.Marovoay Simba ny tanimbary manodidina ny 1200 ha

Manodidina 1200 ha eo no tratry ny fahasimbana ao Marovoay vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Chineso, raha ny fanazavan’ny minisitry ny fambolena sy fiompiana, Harifidy Ramilison.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Febroary 2023
Sosialy.Randrana sendikaly “Tsy mila kandida tsy hijery sosialin’ny mpiasa”

Nihazakazaka ny Randrana sendikaly vao naheno hoe hifantoka amin’ny sosialim-bahoaka ny fitondram-panjakana nijery hoe inona no tena maika, indrindra, aty amin’ny sehatra tsy miankina,

Hamaky ny tohiny
FTT