Sosialy

Akaiky ny fetin’ny paska Azo hatao tsara ny mividy entana mora nefa mahafinaritra


  • Talata 04 Aprily 2023

Betsaka ireo olona maniry fiainana miavaka kely sy mahafinaritra rehefa akaiky fety tahaka izao. Anisan’ireny ny fihainoana zava-maneno toy ny milina mandeha amin' ny herinaratra.

Ho an’ny tranom-barotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary ao Bazar - be Toamasina manokana izay masoivoho ofisialin’ ny marika « Hisense » dia manana tolotra miavaka izy ireo. Vao nahatonga Smart tv sy Télé Led vaovao izy ireo manomboka amin’ny 32 hatramin' ny 85 pouces izay misy antoka 12 volana daholo. Misy fihenam-bidy samihafa izany hoy ny tompon' andraikitra mba hahafahan’ny isan-tokantrano manao fety sambatra. Misy ihany koa koa ny machine à laver double barre, laser Tv 100 pouces, climatiseur, panneaux solaires mono sy polychristalline, table de mixage, réfrigérateur izay mitazona ny hatsika 135 ora aorinan’ ny delestazy. Toraka izany ihany koa ny mini radio - baffle bluetooth solaire , Smartphone, four à gaz sy électrique, synthétiseur, …
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT