• Talata 28 Febroary 2023
Sosialy.Distrikan’i Beroroha Mbola 400 Ar ny iray kapoaka amin’ny vary

Toa tsy mampino ny vidim-bary amin’ny distrikan’i Beroroha Faritra Atsimo Andrefana amin’izao fotoana izao .

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2023
Sosialy.Fikambanana Leo Fahantrana Miala nenina farany amin’ireo mpanao politika notohanany

Efa mihoatra ny 1.000 ireo mpikambana eo anivon’ny Fikambanana Leo Fahantrana na ny FILEFA eto Antananarivo renivohitra amin’izao tarihin’ny filoha nasionaly Razafindrakoto Jackye.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2023
Sosialy.Fambolena sy fiompiana Mila 3,114 miliara dolara i Madagasikara

Seha-pihariana miisa 6 no hatao laharam-pahamehana ao anatin’ilay Fanamby ho an’ny fahaleovantena ara-tsakafo sy fiarenana ho an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2023
Sosialy.Fenoarivo hatrany Imerintsiatosika Tapa-dava ny jiro, tsy fantatra hoe rahoviana vao hilamina

Tapa-dava ny jiro eny Fenoarivo Atsimondrano ka hatreny Imerintsiatosika nanomboka ny sabotsy teo. Zara raha mirehitra izany isan’andro na dia efa tena mamay aza ny tsy fandriampahalemana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2023
Sosialy.Traboina 3 andro tsy nisakafo ao Mananjary Miandry ny Filoha vao ho zaraina ny fanampiana ?

Isan’ny toerana lasibatra indrindra tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Freddy i Mananjary, mahatratra 1500 mahery ireo olona traboina mitoby ao amin’ny toby Betlehema anatin’ny Fokontanyy Ampasimandrorona Mananjary.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2023
Sosialy.Alasora Torana teo am-bavahady ilay vehivavy nitady asa

Vehivavy iray manodidina ny 30 taona eo ho eo raha betsaka no torana teo am-bavahadin’olona teny Alasora omaly hariva.

Hamaky ny tohiny
FTT