Sosialy

Ambohimanarina Tamin’ny taona 2020 no nisy Vatsy Tsinjo farany


  • Talata 04 Aprily 2023

Roa taona nifanesy izao izany hoe : efa telo taona amin’ity taona 2023 ity no fantatra fa tsy nisitraka vatsy tsinjo intsony ireo mponina tao Ambohimanarina, Boriborintany fahaenina.

Tsy mbola fantatra izay mety ho tohiny araka izany raha araka ny fanazavan’ny lehiben’ny distrika ao an-toerana. Raha araka ny fanazavany hatrany dia ny Fokontany no omena andraikitra hitsinjara azy ireny. Mikasika ireo sefom-pokontany 30 isa ao an-toerana izay voalaza fa nanatrika ilay lanonana fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao nokarakarain’ny solombavambahoaka Todisoa Andriamampandry voafidy tao amin’ity boriborintany iray ity dia nambarany fa tsy nisy nanatrika izany izy ireo sy ny lefiny. Na izany aza anefa dia notsindriany fa nahazo alalana soa aman-tsara avy amin’ny prefe ny TIM nanatanteraka iny hetsika iny.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT