Sosialy

Fanararaotana andro fety Manafosafo ny 10.000 Ariary ny kilaon’ny tongolo


  • Talata 11 Aprily 2023

Raha efa nampivarahontsana ny nafitsok’ireo mpivarotra sasany eny an-tsena ny herinandro teo dia vao mainka

mampiteny ny moana, raha ny hita hatramin’ny sabotsy teo ny fanararaotan’ireo mpivarotra sasany tao anatin’izao fetin’ny Paska izao. Maro ireo filana an-davan’andro nisondro-bidy saingy tsikaritr’ireo mpanjifa ho efa tena tsy rariny intsony ny fahasahian’ireo mpivarotra sasany nanondrotra avo 3 heny ny vidin’ny tongolo «oignon». Raha nanodidina ny 3000 Ariary ny kilaon’izany heverina ho mety mba zakan’ny be sy ny maro dia nisy sahy nivarotra 5000 Ariary. Herinandro taorian’izay dia efa tafakatra 7000 indray. Nisy nanao 8000 Ariary mihitsy aza. Ny sabotsy teo nisy nahasahy nivarotra 9000 Ariary, izany hoe, efa manafosafo ny 10.000 Ariary nefa any amin’ny toeran-kafa misy mbola mivarotra 38.000 Ariary.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT