- Alakamisy 08 Jona 2023
Sosialy.Ambovombe Androy Maro ireo vehivavy tsy an’asa iharan’ny herisetra
Mbola marobe ireo vehivavy tsy an’asa ao Ambovombe Androy amin’izao.
Hamaky ny tohinyMbola marobe ireo vehivavy tsy an’asa ao Ambovombe Androy amin’izao.
Hamaky ny tohinyHamory ireo tompon’andraikitra isan-tokony ny mediatiora
Hamaky ny tohinyZazakely roa vao 17 volana sy 6 volana no indray namoy ny ainy tany amin’ny kaominina ambanivohitra Andranopasy, distrikan’i Manja,
Hamaky ny tohinyMaro amin’ny malagasy ankehitriny no efa manangana saina fotsy na koa hoe maneho fa resy tanteraka manoloana ity olan’ny herinaratra ity na delestazy
Hamaky ny tohinyVelarantany manana ny toerany ny lemaky i Mangoky raha sopitra fambolem-bary eto Madagasikara no resahana, hoy ny fampitam-baovao voaray.
Hamaky ny tohinyNohamafisin’ny Minisitry ny angovo sy ny akoran’afo ny herinandro lasa teo nandritra ny tatitra teo anatrehan’ny antenimierampirenena fa hihatra amin’ny taona 2024 ny pitsopitsony mikasika ny fikajiana ny vidin-tsolika.
Hamaky ny tohiny