• Alakamisy 22 Jona 2023
Sosialy.OIF sy faritra Vatovavy Hanao tetikasa kopia miisa 8000

Tontosa omaly tetsy amin’ny foiben’ny sampan-draharaha misahana ny firenena miteny Frantsay na OIF etsy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2023
Sosialy.JIRAMA sy ny delestaziny Milaza fa miasa kanefa manadala vahoaka isan’andro

Tsy mba fahatapahan-jiro tsotra intsony fa lasa fanadalana saim-bahoaka mihitsy ny delestazy misy ankehitriny, raha ny resaky ny olona any anaty fiarahamonina isam-pokontany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2023
Sosialy.Fokontany 10 eto an-drenivohitra Notolorana bodofotsy ireo fianakaviana sahirana

Amin’izao an-katoky ny fetin’ny Asaramanitra sy ny fiatombohan’ny vanim-potoana ririnina izao dia nizara bodofotsy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2023
Sosialy.Fitsarana Anosy Ireo mpivady tanora no tena maro misaraka

Vitsiana sisa ireo tokantrano tena miaina fiainam-panambadiana milamina eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jona 2023
Sosialy.Lalàna mifehy ny asa Fifanarahana vaovao miisa 4 no nosoniavina

Fifanarahana miisa 4 vaovao no nataon'i Madagasikara sonia ho fametrahana ny rariny ara-tsosialy indrindra amin’ny fampiharana ny lalàna mifehy ny asa tany Genève, Soisa,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jona 2023
Sosialy.Minisiteran’ny Mponina Efa an-dalana ny politika fampanjariana ny zon’ny ankizy

Mirongatra sy mahazo vahana ny fampiasana zaza tsy ampy taona eto amintsika. Miseho amin’ny endriny maro isan-karazany izany,

Hamaky ny tohiny
FTT