• Alatsinainy 03 Jolay 2023
Sosialy.Vokatra Malagasy haparitaka any Amerika avaratra

Nihaona tamin’ny Diaspora ny minisitera

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jolay 2023
Sosialy.GFFM Analamanga Nanao famorana faobe zazalahy 110 isa

Zazalahy manodidina ny 110 isa no noforaina faobe tetsy amin’ny foiben’ny antoko politika GFFM na Gideona

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jona 2023
Sosialy.Nampaneno lakolosy ny tantsaha CPM Zara raha 5,1% ny tetibolan’ny fambolena, fiompiana, jono

Mampaneno lakolosy ny Fikambanan’ny Tantsaha mivondrona ao anatin' ny Firaisankinan'ny Tantsaha eto

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jona 2023
Sosialy.Randrana sendikaly «Niady irery ny tale jeneralin’ny CNaPS»

Famonjana tampotampoka an-dramatoa tale jeneraly mpisolo toerana ny CNaPS no hitan’ny olona, indrindra, teto Madagasikara, hoy ny Randrana sendikaly, mikasika ny raharaha CNaPS.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2023
Sosialy.Delestazy tsisy farany Miomana ny hihetsika ny vahoakan’i Mahajanga

Tsy eto an-drenivohitra ihany, fa saika manerana ny nosy no leo sy tofoka amin’ny delestazy. Ho an’ny any Mahajanga izao,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2023
Sosialy.Zokiolona tsy afaka naka solombodiakoho

Hidina hitety tanàna hanatitra izany ny Ben’ny tanànan’Alasora

Hamaky ny tohiny
FTT