Fanamboarana “pipeline”

Fantsona 1000 tonga tao Ehoala omaly


  • Talata 26 Septambra 2023

Tonga tao amin'ny Port Ehoala Fort Dauphin omaly ny sambo Triumph avy any Turquie izay mitondra ireo fantsona

lehibe voalaza fa hanatanterahana ny tetikasa Pipeline. Fantsona lehibe miisa 1.000 mahery no tonga izay mahavita 11km ka avy hatrany dia hirosoana ny asa, hoy ny seraseran’ny Mpitondra ka Minisitra roa ankoatra ny delegasionina maro no niara-nidina tany. Nambara andiany voalohany no tonga ka ho avy tsy ho ela ihany koa ny andiany manaraka. Miainga ao Efaho ka ho tonga hatrany Ambovombe ka hirefy 97 km ny “pipeline”, izay efa hatry ny ela no nanaovana serasera azy ity. Hamatsy rano fisotro madio ho an'ny tanàna miisa 60 ary hanondraka tanimboly aman'arivony hektara,...
Nangonin’I Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT