Faritra Analamanga

Nozaraina kara-tany miisa 82.683


  • Talata 26 Septambra 2023

Tontosa omaly 25 septambra 2023 tao amin’ny distrikan’Ankazobe ny fizarana titra sy kara-tany ho an’ny faritra

Analamanga, raha ny fampitam-baovao voaray. Lanonana notarihin'ny minisitry ny fanajariana ny tany sy ny fananan-tany, Holder Ramaholimihaso, ny minisitra mpiahy ny faritra Analamanga, Gérard Andriamanohisoa, ny governoran’ny faritra Analamanga, Hery Rasoamaromaka, notronin’ireo olom-panjakana voafidy sy voatendry tany an-toerana. Kara-tany miisa 82.683 no ho zaraina eto Analamanga. 12.531 no nozaraina tao Ankazobe. Nisy koa ny fizarana titra ankoatran’ny kara-tany, raha ny fampitam-baovao voaray omaly hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT