• Alatsinainy 30 Desambra 2019
Politique.Fiaraha-miasa amin’ny iraisam-pirenena « Isika no nametraka fepetra », hoy Imbiki Herilaza

«Napetraka ny vina izay navadika ho politika ankapoben’ ny fanjakana. Iaraha-mahalala fa ny 65% ny tetibolam-panjakana dia miantoka amin’ny famatsiam-bola avy any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Desambra 2019
Politique.Hetsiky ny mpanohitra Niatrana am-bava basy ny fanjakana

Tamin’ny 11ora teo no tonga tetsy amin’ny Tribonaly misahana ny ady amin’ny fanjakana ny kandida Rina Randriamasinoro sy ny delegasionina niaraka taminy ny sabotsy lasa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Desambra 2019
Politique.Fitsarana ny raharaham-pifidianana Ho ara-politika fa tsy araka ny lalàna…

Sarotra ny fandidiana ho an’ny fitsarana misahana ny ady ifanaovana amin’ny fanjakana miantsoroka ireo fitoriana momba ny fifidianana ben’ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Desambra 2019
Politique.Filoha Rajoelina Vonon-kiaro ny lalàmpanorenana tokoa ve ?

Araka ny voafaritry ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana ho amin`ny taona 2020 dia tsy maintsy hiroso amin`ny fanaovana fitsapan-kevi-bahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2019
Politique.Fampihavanam-pirenena Ny Barea no mahavita

Nanomboka ny taona 2019 dia mbola hita soritra ny ady politika satria vao nahavita fifidianana filoham-pirenena i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2019
Politique.Potika ny firenena sy ny fiarahamonina Manana andraikitra lehibe ny fiangonana

Zava-dehibe ny fiarahamonina sy ny fampihavanam-pirenena. Efa nahatsapa izany isika fa ny dingana dia hitantsika fa mandeha moramora.

Hamaky ny tohiny
FTT