- Zoma 03 Janoary 2020
Politique.Vondron’ny mpanohitra Hanatanteraka kongresy lehibe ny RMDM
Fantatra omaly nandritra ny kabarin’i Marc Ravalomanana teny Faravohitra fa hanao ny kongresy lehibe voalohany ny Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia ( RMDM) amin’ ity taona ity.
Hamaky ny tohiny
