Politique

Antoko PSD Nanolotra fanampiana ho an` ireo mpiasan` ny fahasalamana


  • Alatsinainy 14 Septambra 2020

Ny faran` ny herinandro lasa teo dia tonga nanolotra aro-vava miisa 300 ary "Gel désinfectant" 10 tavoahangy ho an'ny Hopitaly Vaovao Mahafaly any Mandritsara ny antoko PSD.

 

 

 

 "Ny antony nanosika ny tenako tamin'ny fanampiana izao dia noho ireo mpiasan'ny fahasalamana izay miantsehatra tanteraka amin'ireo marary, ka raha sanatria izy ireo indray no marary dia ho sahirana ny handraisana ny olona marary. Teo ihany koa ny fahatsapana ny maha-zavadehibe ny fiarovana ny mpiasan'ny fahasalamana", hoy Eleana Bezaza, filoha nasionalin` ny antoko. Nandray ireo fanampiana ireo moa ny Tale Jeneralin'ny Hopitaly Vaovao Mahafaly ao Mandritsara, Dr Tombomora Euryaldys, sy ireo mpiasan'ny fahasalamana tao amin'ity toeram-pitsaboana ity.



Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT