• Zoma 20 Aogositra 2021
Politique.HVM sy TIM taloha anaty governamanta Tsy mahafaly ireo TGV-MAPAR iringiriny

Hita taratra ao anatin’ny governemanta ankehitriny ny fisiana olona niara-dia tamin’ireo mpitondra teo aloha ka isan’izany ny HVM sy ny TIM,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aogositra 2021
Politique.Baomiavotse Vahinala Raharinirina “Tokana ny ministeran’ny tontolo iainana sy fampandrosoana lovain-jafy”

Politika tokana no entina eto anivon’ny minisiteran’ny tontolo iainana sy fampandrosoana maharitra, hoy ny minisitra Baomiavotse Vahinala Raharinirina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aogositra 2021
Politique.Depiote Todisoa - TIM “Disadisa no nisy fa tsy fisaraham-bazana”

Ao anatin’ilay antsoina hoe “rédynamisation” ny antoko TIM amin’izao fotoana izao, ka isan’ny hanaovana izany ireo Boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aogositra 2021
Politique.Fitantanana ny firenena “Tsy olana na minisitra 50 aza raha tena mamokatra”

Ny zava-misy sy malaza eto dia kere, vidim-piainana, sakafo, làlana potika,… no malaza. Tsy afaka handeha jonjorombona ilay “contrat-programme”,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aogositra 2021
Politique.Rafanomezantsoa Jean Nirina « Ireo mpanao politika mpampihorohoro no tsy mampandroso »

Naneho ny heviny mikasika ny fiainam-pirenena ankehitriny Rafanomezantsoa Jean Nirina, filoha tale jeneralin’ny orinasa mpitsabo Malagasy FITRAMA no sady filoha nasionalin’ny HAFARI Malagasy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aogositra 2021
Politique.Tahirimbolam-panjakana Nesorina ny tale jeneraly, karama sisa vola mivoaka

Vaovao lehibe isan’ny nisongadina tao anatin’ny Filankevitry ny Minisitra omaly alarobia 18 aogositra ny fanafoanana ny didim-panjakana laharana faha- 2019-2217 tamin ny 11 desambra 2019

Hamaky ny tohiny
FTT