• Alakamisy 19 Aogositra 2021
Politique.Constant Raveloson “Ny fitondrana azony, fa ny tena aim-bahoaka tsy vitany”

Naneho ny heviny sy nitondra soso-kevitra mikasika ny raharaham-pirenena Atoa Constant Raveloson omaly, raha nivahiny tao amin’ny Fahitalavitra Real TV Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Politique.Ministeran’ny toekarena sy ny fitantanam-bola “Maro be ny olana, misy ny fanodinkodinam-bola”

Tsy vaovao amiko satria efa Sekretera Jeneraly aho no notendrena ho Minisitra, izany hoe ny ankamaroan’ny olona misy ao dia olana efa fantatra ihany, hoy Rtoa Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Politique.Antoko politika Teza “Governemantan’ny fisokafana hiaraka hisôsy io”

Hoy governemanta vaovao io no atao hoe governemanta be tsy handraofana, hoy ny antoko politika Teza. Toy ny lasa omby mahia be tandroka ny firenena,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Politique.Naivo Raholdina “Tsy tokony hisy minisitra hanevateva depiote intsony”

Mahavelom-panantenana, hoy ny depiote voafidy tao amin’ny boriboritany faha 5, Naivo Raholdina, ny governemanta vaovao satria hita taratra ao ireo mpitolona. zavatra miisa 2 no takiana amin’izy ireo, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Politique.Jeneraly Richard Ravalomanana “Ny jiolahy sy ny mpiaraka aminy ihany no tsy tia zandary”

Nandritry ny famindram-pahefana teo aminy sy ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena vaovao handimby azy, ny jeneraly Gellé Richard

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Politique.Gasy tsy milavo lefona “Ny fitondrana mihitsy no mila manova paikady”

Fanindroany nanova governemanta izay ity fitondrana ity, hoy ny avy eo anivon’ny fikambanana Gasy tsy milavo lefona.

Hamaky ny tohiny
FTT