• Talata 17 Aogositra 2021
Politique.Moussa Soalihy “Tsy mbola governemanta hanomana 2023 io”

Isan’ny tiako amin’ity governemanta vaovao ity dia ny hoe tsy betsaka intsony ny avy any ivelany ao anatiny, hoy ny sekretera jeneralin’ny faribolam-pandinihana Miozolimanina, Moussa Soalihy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Aogositra 2021
Politique.Governemanta vaovao Nesorina ireo minisitra mpifamaly amin’ny depiote

Voatendry sy natolotra omaly 15 aogositra ireo mpikambana vaovao mandrafitra ny governemanta. Ankoatra ny fitomboany dia saika ireo Minisitra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Aogositra 2021
Politique.Tsy fahatokisana 100% ny TGV-MAPAR Nomena toerana ny ADN, Arema, Antoko Maitso

Miova indray ny fomba fiasa sy fijery tamin’ny endriky ny governemanta. Tsy mitovy amin’ny làlan-tsaina novoizin’I Andry Rajoelina tany am-piandohana hoe:

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Aogositra 2021
Politique.Pr Ralison Roger « Ataovy mifanaraka amin’ny zava-misy ny vinan’asa »

Rehefa noana ny kibo, mivezivezy ny fanahy, hoy ny filohan’ny firaisankinan’ireo mpanolontsain’ny tetezamita teo aloha na ACS, ny Pr Ralison Roger.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aogositra 2021
Politique.Antoko Maitso hasin’i Madagasikara “Miala bala fotsiny ny minisitry ny tontolo iainana”

Miala bala fotsiny ny minisitry ny tontolo iainana ankehitriny, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Maitso hasin’i Madagasikara tetsy amin’ny La Gastro Pizza Analakely omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aogositra 2021
Politique.Marc Ravalomanana “Vitantsika ny maka io fahefana io”

Nanitrikitrika i Marc Ravalomanana omaly 10 aogositra 2021,nandritra ny fankalazana ny faha-2 taonan’ny RMDM omaly tetsy amin’ny Kianjan’ny Magro Behoririka, nahitana ireo mpikatroka samihafa, olom-boafidy,…

Hamaky ny tohiny
FTT