• Zoma 15 Oktobra 2021
Politique.Herintaona sy tapany aty aoriana Miverina ny fampanantenana solosaina isam-pokontany

Nanomboka omaly teny Ambatobe sy fokontany vitsivitsy teto Antananarivo ny fitsinjarana ireo karinem-pokontany vaovao. Ireto farany dia efa misy famantarana manokana na "QR code",

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Oktobra 2021
Politique.Rodoben’ny mpanohitra “Mpitondra fanjakana no ilainay miady hevitra aminay”

Nandefa taratasy aty aminay ny tale jeneralin’ny ORTM, Belalahy Jean Yves Evariste, hoy ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara tetsy Bel’air omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Oktobra 2021
Politique.Fiarahamonina Malagasy Mikorontana tanteraka

Mampiseho ankehitriny ny tranga maro samihafa hita isan’andro taterin’ireo fampahalalam-baovao eto Madagasikara fa mikorontana tanteraka ny fiarahamonina Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Oktobra 2021
Politique.Mihalalina ny krizy Ny mpitondra fanjakana sisa tsy migrevy

Sesilany ny fitakiana sy fitokonana etsy sy eroa eo anatrehan’ny tsy fananan’ny Fanjakana vahaolana matotra sy maharitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Oktobra 2021
Politique.Dr Barson Andriambololona – HCDDED “Tsy maneho demokrasia izany kandida tokana izany”

Anisan’ny mahatonga ny korontana misy eo anivon’ny tontolon’ny fanaovan-gazety eto Madagasikara, hoy ny talen’ny kabinetran’ny filankevitra ambony momba ny demokrasia sy ny tany tan-dalana na HCDDED eto amintsika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2021
Politique.Andry Rajoelina Hampandroso firenena amin’ny makety…

Havanana amin’ny fanaovana makety na kisarisary na “maquette” amina tetikasa ambara fa hatao ny fitondrana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT