• Alarobia 20 Oktobra 2021
Politique.Dany Rakotoson “Mba lanjalanjao ihany ilay werawera”

Mba lanjalanjao ihany ilay werawera, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson, naneho ny heviny mikasika ny raharaham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2021
Politique.AVI Amoron’i Mania “Tsy tokony hisy tsy maty manota eto”

Tao aorian’ny Faritra Vakinakaratra sy Menabe dia notanterahina tao Ambositra ny lao-bary an-dasim-paritrin’ny Antoko AVI na Asa Vita Ifampitsarana ho an’ny Faritra Amoron’I Mania ny 15 sy 16 oktobra 2021 lasa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2021
Politique.Ratsirahonana Norbert Lala « Mitavozavoza mandray andraikitra ny fanjakana »

Nandritra ny fidinana ifotony tanfiditra anatin’ny fanetsehana ny antoko AVI (Asa Vita no Ifampitsarana) tany Ambositra ny zoma sy sabotsy teo no nanehoan’ny Filohany Atoa Norbert Lala Ratsirahonana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2021
Politique.Fifidianana 2023 Mety ho sahirana amin’ny any Atsimo i Rajoelina

Efa tafiditra ao anatin’ny fidirana an-tsehatra ara-politika na « rentrée politique » ho fanomanana amin’ny fifidianana 2023 isika amin’izao fotoana izao na tsy tena miharihary amin’ny fomba ofisialy aza io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Oktobra 2021
Politique.PM Ntsay Christian “Tsy misy terena hamoaka vola amin’ny grevy eto”

Tsy terena hamoaka vola amin’ny alalan’ny grevy ny fanjakana Praiminisitra eo anatrehan’ny fitakiana maro mandeha. Nambarany, fa misy fitakiana mitombina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Oktobra 2021
Politique.Brice Randrianasolo “Efa tanteraka talohan’ny naha minisitra ny 60%n’ny praograma”

Araka ny nahafantatra rehetra ny tantaran’i Brice Randrianasolo, hoy ity minisitry ny harena an-kibon’ny tany teo aloha ity,

Hamaky ny tohiny
FTT