• Talata 11 Janoary 2022
Politique.Andry Rajoelina "Efa nisy nanatona ahy mba hanapoaka an'Andekaleka"

Nialohavana fipoahana ny fahamaizana. Raha ny firehetana vao fipoahana dia mety nisy maty ireo namono afo. Mirona amin'ny fiheverana fa fandorana niniana natao ny raharaha, ka tsy maintsy atao ny fanadihadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Janoary 2022
Politique.Andry Rajoelina Handeha “hiwerawera” any Andekaleka anio

Hiazo an’Andekaleka ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina anio 10 janoary 2022, raha ny fampahafantarana nataon’ny Talen’ny serasera eo anivon’ny Fiadidian’ny Repoblika Rtoa Soatiana Rajoelisoa tamin’ny tambajotran-tserasera.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Desambra 2021
Politique.Antoko politika Natiora “Sokafy ny governemanta”

Miha mitotongana ny mahaolona, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Natiora, nanombana ny fahitany ny fiainam-pirenena teto Madagasikara tato anatin’ity taona 2021 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Desambra 2021
Nomena naoty 3,81.10 ny kaominina 698 Ary mba firy no mendrika ny Fanjakana foibe?

Kaominina 698 no nahavitan’ny minisiteran’ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana fanadihadiana momba ny fitantanana ifotony, tamin’ny alalan’ny Sampana fanaraha-maso ny fitsinjaram-pahefana sy ny fampandrosoana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Desambra 2021
Politique.Kabary faran’ny taonan’ny Filoha Sady handoka tena no mbola hampanantenana…

Efa manomboka mahazatra izy ity! Miandry fampanantenana vaovao indray ny mpanara-baovao raha maheno fa hisy ny kabaran’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, amin’ny 31 desambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Desambra 2021
Politique.Gerard Ramamimampionona “Ny marina no mahafaka ny firenentsika”

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny fetin’ny noely izay fetin’ny fifaliana sy fiadanana, hoy ny filoha lefitry ny filankevitry ny fampihavanana Malagasy na CFM, Gerard Ramamimampionona, omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT