• Talata 28 Desambra 2021
Politique.Tatitra ny fandaniana tamin’ny fifidianana 0% tamin’ny kandida ho loholona no nanao

Tamin’ireo kandida ho filoham-pirenena 2018 miisa 36 dia 23 ihany no nahatonga ny tatitry ny fandaniany teo anivon’ny vaomiera misahana ny fanaraha-maso ny fiainana politika na CCFVP,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Desambra 2021
Politique.Paul Rabary “Adinon’ny vahoaka ny olana rehefa tonga ny fifidianana”

Tadidio fa ny tantaran’ny vaomiera misahana ny fifidianana na CENI dia natsangana noho ny filazan’ny mpanohitra tamin’ny fotoan’androny fa tsy azo atokisana hikarakara fifidianana ny fanjakana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Desambra 2021
Politique.Rivo Rakotovao “Ho an’iza marina ny lalàna?”

Niseho tamin’ny tatitry ny vaomiera misahana ny fanaraha-maso ny fiainana politika ireny, hoy ny filohan’ny antenimieran-doholona teo aloha, Rivo Rakotovao, ny tsy fanarahan-dalana eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Desambra 2021
Politique.Famonoana an’I Dr Jean Louis “Tsy afaka hanaiky intsony isika fa tsy rariny loatra”

Nampahery ny vady aman-janak'Itompokolahy Jean Louis Randrianantenainjatovo ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny 24 desambra teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Desambra 2021
Politique.Depiote Fetra Ralambozafimbololona “Hitondra amin’ny ady an-trano izao fomba fanao izao”

Tsy hangiana izahay hitaky ny fahalalahana miteny, hoy ny filohan’ny parlemantera eo anivon’ny antoko politika Tiako I Madagasikara, ny depiote Fetra Ralambozafimbololona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Desambra 2021
Politique.Tale Jeneralin’ny SIRAMA “Anananay ny taratasy, iraka politika ry Ninie Doniah”

Mitohy ny adihevitra momba ny toe-draharaha fifanolananana ara-tany ao Nosy Be taorian’ny savorovoro ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT