- Alarobia 12 Janoary 2022
Politique.Paul Rabary “Mamono afo hatreto no tena ataon’ny fitondrana”
Diso be ny filazan’ny mpanohitra fa mitady seza aho, hoy ny mpahaifiarahamonina, Paul Rabary, satria tsy izaho no miantso mpanao gazety fa ny mpanao gazety no miantso ahy amin’ny maha mpamakafaka raharaham-pirenena ahy dia omeko azy ireo ny fahitako izany.
Hamaky ny tohiny
