Politique

Auguste Paraina “Misy farany ny zava-drehetra”


  • Alarobia 23 Febroary 2022

Izao zavatra nahazo ny depiote, Andry Ratsivahiny, izao dia tokony ho anatra ho an'ireo olom-boafidy sy olom-boatendry manao fanararaotam-pahefana,

hoy ny masoivoho sady minisitra Malagasy teo aloha, Auguste Paraina. Ao, hoy izy, ireo tsy mandoa hofan-trano. Ao ireo tsy mandoa saran'ny hotely, ny manao trafikana volamena , “corail noir”. Ao ireo mangataka vola amin'ireo talem-paritra, lehiben’ny distrika na lehibena sampan-draharaha ka raha tsy manome dia angatahana fanafoanana ny fanendrena azy ireo sy ny hafa rehetra. Zavatra mbola tsy nisy tanatin'ny 60 taona. Tandremo fa misy farany ny zava-drehetra, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT