Politique

Joseph Yoland “Tsy handroso isika raha tsy miova ny rafitra”


  • Zoma 25 Febroary 2022

Mila jerena ny raikipohy hahazoan’ny firenena fiandrianam-pirenena marina, hoy ny mpitarika ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara ao amin’ny faritr’i Diana, Joseph Yoland.

 Zava-behibe, hoy izy, ny hahatafavoaka ity firenena ity. Eo no hilazako mazava tsara hoe andao atao ilay fanorenana ny rafitra eo amin’ny lafiny ara-bola sy toekarena ho fampandrosoana marina ny firenena. Firenena matanjaka be I Madagasikara nefa mbola mahantra foana, tsy milamina foana, kere foana. Tsy lojika izany. Tsy olona no olana fa rafitra ary tiana averina foana izany. Na iza na iza atao eo ka tsy miova ny rafitra dia tsy hisy afaka hampandroso ity firenena ity. Efa namolavola izany hatramin’ny tetezamita izahay fa miandry ny fiaraha-manatanteraka azy foana hatramin’izao, hoy hatrany ity mpanao politika ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT