• Zoma 04 Martsa 2022
Politique.Mpanohana ny Fitondrana Maro ny menatra sy latsa-nenina

“Menatra sy latsa-nenina”, io no fehezanteny mahafaritra ny fihetsiky ny ankamaroan’ireo mpomba ny fitondrana amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2022
Politique.Adin’i Russie sy Ukraine Misabaka ny Malagasy, inona no mety ho vokany?

Fanehoan-kevitra feno fahamailoana, tsy te ho ratsy eo anatrehan’ny andaniny sy ny ankilany no nataon’ny Fanjakana Malagasy tamin’ny alalan’ny Praiminisitra Ntsay Chrisian omaly 01 martsa 2022,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2022
Politique.Ntsay Christian « Tsy ho kandida izany aho amin’ny 2023 »

Nanambara Atoa Ntsay Christian omaly 01 martsa 2022 fa Praiminisitra notendrena handamina ny fandehan-draharaha eto anivon’ny firenena eo ambany fitarihan’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina, ary tsy mieritreritra ny hirotsaka hofidiana ho Filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2022
Politique.Mpitondra fanjakana Mifankahafantatra dosie ka tsy sahy mifamely

Mangina tanteraka ny tohin’ireo dosie goavana nahasaringotra olona ambony, izay nivadika ho raharaham-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2022
Politique.Depiote Fetra “Tsy nijery lavitra ny fitondrana”

Aleo tsy miteny aloha ny firenena malagasy, hoy ny filohan’ny parlemanta Tiako I Madagasikara, ny depiote Fetra Ralambozafimbololona, raha ny mikasika ny ady ifanandrinan’I Rosia sy Okrainina, satria tsy zakan’ny traikefan’ny fitondram-panjakana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2022
Politique.Raharaha Ukraine - Russie Mangina ny mpitondra sy ny politisianina

Samy mangina na ny mpitondra na ny mpanao politika malagasy manoloana ny ady any Ukraine. Mitandrina mafy satria tsy teo ho ratsy eo amin’ny andaniny sy ny ankilany dia ny Rosanina

Hamaky ny tohiny
FTT