• Alatsinainy 28 Febroary 2022
Politique.Fanilikilihana sy antsojay Nampitandrina ny Fitondrana i Hajo.A

Miova ny tsio-drivotra politika ao anatin’ny Fitondrana. Nitondra fampitandremana miezinezina izay miantefa amin’ny Fitondrana ny antoko MMM (Malagasy Miara-Miainga) tarihin’Atoa Hajo Andrianainarivelo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Febroary 2022
Politique.Efa tena miditra amin’ny propagandy i Rajoelina

Mandeha ny fitetezam-paritra ataon’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Mitety ireo faritra misy traboina, mizara zavatra,…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Febroary 2022
Politique.Miha tampina ny daomy Hataka sy trosa sisa iainana

Handalo fandinihana eo anivon’ny Filankevi-pitantan’ny tahirim-bola iraisam-pirenena na ny FMI ny famoahana ny famatsiam-bolan’ny FEC (Facilité Elargie de Crédit) ho an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Febroary 2022
Politique.Clémence Raharinirina sy Lilie Rafaralahy “Tsy natao ho fitadiavam-bola ny mponin’Antananarivo”

Isan’ireo lohahevitra dinihina ao anatin’ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny Mpanolontsaina Monisipalin’ny Kaominina Antananarivo ny momba ny SMGD (Société Municipale de Gestion Digitale) mitantana ny Parking sy ny resaka dosie.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Febroary 2022
Politique.Fitondrana Rajoelina Be "scandale" indrindra tato anatin’ny 62 taona

Ity Fanjakana ity no fanjakana nisehoana toe-javatra mamohehitra na “scandale” betsaka indrindra tao anatin’ny 62 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Febroary 2022
Politique.KOHEN RIVOLALA “Ny olon-dRajoelina ihany no mety hanongana azy …”

Mandeha araka ny efa nambarako ny zava-mitranga eto amin'ny firenena ankehitriny hoy ny Kohen Rivolala Filohan'ny Antoko politika CCDM raha naneho ny heviny momba ny fiainam-pirenena izy omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT