Politique

Dany Rakotoson “Nofinofy izany fifidianana milamina izany”


  • Alarobia 15 Jona 2022

Nofinofy ihany angamba ny hisian’izany fifidianana milamina izany, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson. Ady foana io hatrany ivelany, hoy izy.

Hatrany Frantsa sy Etazonia tonga hatrany amina famonoan’olona mihitsy. Mila mianatra ny vahoaka malagasy satria amina firenena demokratika izany dia olona mianatra no manana fandanjalanjana. Rehefa tonga ny fifidianana dia ireny hitantsika ireny fa hatramin’ny fifandrovitana afisy aza misy. Maika ny fanabeazana maha olom-pirenena mihitsy mba hahazaka izany atao hoe fifanakalozan-kevitra sy hevitry ny hafa izany. Manao izay fanabeazana izay matetika ny fiarahamonim-pirenena saingy ny ankabeazany dia fanabeazana hahazoana mpamatsy vola. Tokony mba hisy fanaraha-mason’ny fanjakana ihany ny tanjona sy fampiasan’izy ireny vola. Isika efa hiaina demokrasia isika dia mba tokony imasoana izay tena fanabeazana maha olompirenena izay ialana, indrindra, amin’ny ady an-trano, hoy hatrany izy.

J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT