Politique

Siteny Randrianasoloniaiko “Fahavoazana tsy fahita tao anatin’ny 98 taona ity”


  • Alakamisy 14 Jolay 2022

Fahavoazana tsy fahita tao anatin’ny 98 taona ity” Nanambara ny heviny sy ny fomba fahitany zavamisy manodidina ny seha-pihariana lavanila ny solombavabahoaka

Siteny Randrianasoloniako ka nilaza fa ilaina ny fandraisana fepetra faran’izay haingana satria tena mijaly ny mpamboly madinika.Nampatsiahiviny fa nanomboka tamin’ny 1924 i Madagasikara no nanondrana lavanila tany ivelany. Fa izao 2022 vao nisy loza toy izao : noesorin’ny orinasa Häagen-Dazs teny amin’ny tsena manerana an’i Eoropa ny « glaces à la vanille de Madagascar », satria nahitana singa hono mitarika homamiadana (substances cancérigènes). Tsy afa-miala amin’izao zava-misy izao ny tompon’andraikitra amin’ izao fotoana izao, izay mametraka ny « monopole » amin’io sehatra io, hoy ny depiote Siteny. Marihina koa, hoy hatrany izy fa 150 000 Ar (37 dolara) fotsiny no ividianany ny lavanila 1 kg eny ifotony. Kanefa dia 1 tapitrisa Ar (250 dolara) no vidiny eo amin’ny tsena iraisam-pirenena araky ny lazain'ny Fanjakana.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kaominina Antsirabe I
  • Talata 12 Mey 2026

Nametra-pialana ny ben’ny tanàna…

  • Politika
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Notendrena ho mpanolo-tsain’ny

  • Razafindrandriatsimaniry Dieudonné Marie Michel
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Fametrahana aty ifotony ny fitsinjarana

  • Praiminisitra Mamitiana Rajaonarison
  • Alakamisy 07 Mey 2026

« Tsy tia an’i Madagasikara

  • Namaly an’i Roland Ratsiraka
  • Alakamisy 07 Mey 2026

ireo fiarahamonim-pirenena

  • Pr Joseph
  • Alarobia 06 Mey 2026

« Ara-dalàna sy valin'ny nataony

Hijery ny tohiny
FTT