Politique

Mpitondra mizaka zom-pirenena frantsay “Tsy misy azontsika antenaina aminy”


  • Alatsinainy 19 Septambra 2022

Raha mbola mpitondra mizaka zom-pirenena frantsay foana no hitondra eto dia tsy misy azontsika antenaina izany eto Madagasikara, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimana.

Ny mpitondra tsy maintsy hanaraka ny baikon'ny frantsay satria any no hitsaoka rehefa avy mangorona sy mikepoka eto, hoy izy. Ny frantsay tsy ho faly amin'ny fandrosoan’ny firenena nozanahany dia zarany aza misy saribakoly azony lalaovina. Nahoana no fotodrafitrasa foana no hiazakazahana fa tsy mba heverina mialoha ny fahavitan-tena aran-tsakafo? Raha mpitondra tena tia tanindrazana marina dia mahay mijery ny laharam-pamehana ireo vahoaka entiny, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT