- Alarobia 19 Oktobra 2022
Politique.Antoko politika Teza “Ny tandrefana no mampidangana ny vidim-piainana eto”
Raha rava ny vondrona na “bloc” sosialista tamin’ny fotoan’andro, hoy ny antoko politika Teza, dia nifanarahana hoe aza itarina miantsinanana intsony ny OTAN.
Hamaky ny tohiny
