Politique

Praiminisitra Ntsay Christian “Vonona handoto ny endrik’i Madagasikara”


  • Talata 08 Novambra 2022

Tsy mitsahatra ny taratasy avy amin’ireo firenen-kafa mikasika ny raharaha Kamarady Sento mankany amin’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta malagasy, Ntsay Christian, hoy ny Randrana sendikaly.

Mitaky ny famoahana ny Kamarady sento ireo, hoy ny sekretera jeneralin’ny Randrana sendikaly, Barson Rakotomanga. Nalefa any anivon’ny minisitry ny asa sy tompon’ny orinasa koa izany. Efa miverina miasa izao ny mpiraki-draharaha dia miandry isika. Ny mpisolovava koa efa manao ezaka mitondra ny dosie eny amin’ny fitsarana. Ny tena zava-doza ao anatin’ilay izy dia raha miziriziry toy izao izany ny praiminisitra dia efa vonona handoto ny endrik’I Madagasikara ary amin’ny fihaonamben’ny sampana iraisampirenena momba ny asa any Genève amin’ny 2023. Izao tontolo izao no efa manameloka iny didy famonjana ny kamarady Sento iny, hoy hatrany ny fanazavan’ny Randrana sendikaly.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT