• Alarobia 19 Oktobra 2022
Politique.Fanjakana kitoatoa  Sosialy aotra  Toekarena tsy voafehy  Diplaomasia tsy hay

Ity Fitondrana Rajoelina ity angamba no tonga amin’ilay fitenenana hoe: “tsy ambony tsy ambany tahaka ny lohalik’alika”, sady tsy velon-kantenaina no tsy maty hafoy,...

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2022
Politique.Jean Louis Rakotoamboa “Foano fa tsy ilaina ny karatry ny mpifidy”

Ny antoko politika Teza, hoy ny filohany, Jean Louis Rakotoamboa, dia mametraka fa tsy tokony handeha mihitsy io fifidianana io raha tsy mipetraka tsara ny lamina ary mazava tsara ny fitsipi-dalao rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2022
Politique.Richard Randriamandranto “Tena nifidy aho, aoka ny tantara no hitsara…”

Nahilika tsy ho isan’ny Mpikamban’ny governemanta ny Minisitry ny raharaham-bahiny Richard Randriamandranto.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2022
Politique.Miary Rasolofoarijaona “Efa tena ratsy ity fitondrana ity”

Lasa ny saiko, hoy ny mpanao gazety sady mpandinika fiainam-pirenena, Miary Rasolofoarijaona. Kely aho fa tsy lehibe, hoy izy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2022
Politique.Antoko politika Otrikafo “Ho afointsika ve ny tombony tokony iarahana amin’i Rosia ?”

Tafiditra ao anatin’ilay hoe 3 volana ampidirana mpifidy anaty fifidianana isika ankehitriny, hoy ny antoko politika Otrikafo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2022
Politique.Naivo Raholdina “Tokony hifantoka amin’ny filan’ny vahoaka ny tetibola 2023”

Isany volavolan-dalàna goavana ho laniana ny mahakasika ny tetibolam-panjakana 2023 (LFI 2023), hoy ny depiote Naivo Raholdina,

Hamaky ny tohiny
FTT