• Alatsinainy 07 Novambra 2022
Politique.Depiote Fetra Ralambozafimbololona “Tsy vao sambany nampandry adrisa izao fitondrana izao!”

Indray mandeha niakatra TVM tao anaty 4 taona ve dia hoe tsy jadona no misy eto?, hoy ny fanontanian’ny filohan’ny parlemantera TIM,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2022
Politique.Samy manana ny manahirana azy Kere any Ikongo, revy be tany Nosy Be

Sary isan’ny nanamarika ny faran’ny herinandro teo ny kere sy ny fahoriana tsy roa aman-tany mahazo ny mponina any Ikongo andaniny, ary ny fampisehoana ny fety aman-danonana notarihin’ny Filoham-pirenena tany Nosy Be

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2022
Politique.Antoko Maitso hasin’i Madagasikara “Tsy maintsy ho tetezina ny faritra rehetra”

Mitohy hatrany ny fameloma-maso na “redynamisation” eo anivon’ny antoko politika Maitso hasin’i Madagasikara, hoy ny filohan’ity antoko ity, Alexandre Georget. Mahavelombolo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2022
Politique.Fanaovana politika sy fitantanana firenena Hanomanana ireo ho mpandimby ny « AVI Leadership Academy »

Notanterahina ny zoma lasa teo teny amin’ny Astauria Antanimena ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny « AVI Leadership Academy », izay sampana iray ao anatin’ny Tanoran’ny Antoko AVI.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2022
Politique.Governemanta Ntsay Ovaina mampiozongozona, avela mahabe vatan’orona

Tompon’andraikitra voalohany amin’ny fahombiazana na tsy fahombiazan’ny Fanjakana ankehitriny ny governemanta tarihin’ny Praiminisitra Ntsay Christian.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2022
Politique.Toto Alphonse - Leader Fanilo “Aleo atao ny fikaonandoham-pirenena raha hahatsara zavatra”

Antoko politika mivoy falalahana na “parti libéral” ny antoko politika Leader Fanilo, hoy ny filoha mpiara-mitantana ao anatin’izany antoko izany, Toto Alphonse.

Hamaky ny tohiny
FTT