• Alakamisy 03 Novambra 2022
Politique.Tetibolam-panjakana 2023 Tena hahatanterahana ireo balarora maro ve ?

Efa tonga eo anivon’ny Antenimierampirenena ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana ho an’ny taona 2023.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2022
Politique.Jean Louis Rakotoamboa “Raha izaho ny filoha miala dia mitsoaka aho fa maha menatra”

Initiative pour l’émergence de Madagascar” no noresahan’ingahy Andry Rajoelina tamin’ny propagandiny, hoy ny filohan’ny antoko politika Teza, Jean Louis Rakotoamboa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2022
Politique.Antoko politika Avana “Tsy mila korontana intsony i Madagasikara”

10 taona izay no nitsanganan’ny antoko politika Avana na Antoko vahoaka aloha no andrianina, hoy ny filoha mpanorina azy, Dr Jean Louis Robinson.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Politique.Mpitondra tsy mahavaha delestazy Miala bala sy mampanantenana mandava-taona

Delestazy tsy nifankahitana teto Antananarivo sy ny manodidina ny sabotsy teo. Nisy ny nanomboka tamin’ny 2ora sy sasany tolakandro,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Politique.Fetra Ralambozafimbololona - TIM « Misy depiote roa efa tsy miara-mivory aminay intsony »

Maro ny mpandinika politika fa mbola hirotsaka ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Naneho ny kosa ny Filohan’ny Vondrona Parlemantera TIM Depiote Fetra Ralambozafimbololona tao amin’ny fandaharana Adihevitra tao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Politique.Politika kisampontsampona Hanafatra biby kanefa ny eto aza tsy voakarakara

Isan’ny nambaran’ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina nandritra ny famaranana ilay « Forum national des investissements pour l’Emergence de Madagascar » ny sabotsy teo,

Hamaky ny tohiny
FTT