Politique

Doris Rakoto Samuel “Ny fanagadrana no hany asa mivaingana vitanareo”


  • Alatsinainy 16 Janoary 2023

Ny fanagadrana aloha izao no hany asa hitako mivaingana vitanareo amin'ny antsakany sy andavany, hoy ny vadin’ny mpampaneno lakolosy an-tambazotran-tserasera,

Mahery Lanto Manandafy, Doris Rakoto Samuel. Iza indray, hoy izy, no manaraka amin'ny resaka Ikongo? Ny fonja izany tsy ho mandrakizay. Manomboka mifoha io ny vahoaka. Vaky iny ny barazy tany Toliara. Raha mbola misy ny tsy rariny eto amin'ity Madagasikara ity, Mahery Lanto Manandafy tsy mihemotra aminareo izany. Izahay dia mijoro foana . Ndao, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT