• Alarobia 04 Janoary 2023
Politique.Rajaonarimampianina Hody an-tanindrazana amin’ny febroary ?

Vao migadona ity taona 2023 ity dia isan’ny tonga ao an-tsaina raha miresaka ny tontolon’ny politika ny fifidianana. Na mbola manjavozavo aza ny pitsopitsony samihafa, ary mbola mandeha ny adivarotra politika amin’ny endriny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2023
Politique.Zava-doza ho an’ny firenena Tratran’ny fandrendrehana ara-tsaina ny Malagasy

Ny taona no niova fa ny fomba fanao ny omaly ihany no mitoetra.Misy miezaka milalao sy mampatory ny vahoaka Malagasy ;

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2023
Politique.Harivola Raharinosy “Tsy valifaty politika intsony no vahaolana”

Mafy ho an’ny rehetra iny taon-dasa iny, hoy ny mpandraharaha sady mpandinika raharaham-pirenena, Harivola Raharinosy. In-5 niakatra angamba tamin’iny ny vidim-piainana, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2023
Politique.Nanana 10 taona Rajoelina saingy tsy nahomby Efa any ivelan’ny fitondrana ny ilan-tongony

Raha taonan’ny fandresena sy fihariana, ary hanakaikaizana ny vahoaka no nambaran’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina fa hamaritana ny taona 2023 araka ny fijeriny,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2023
Politique.Antoko politika Otrikafo “Miaiky ny filoham-pirenena fa betsaka ny zavatra tsy mandeha eto”

Hafampana ny toe-draharaha politika amin’ity taona 2023 ity, hoy ny antoko politika Otrikafo sady nampiomana no nirary soa ny vahoaka malagasy manoloana ny fahatrarana ny taom-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2023
Politique.Fanavaozana manontolo ny lisi-pifidianana 7,9 tapitrisa na 58,56% amin’ny tanjona no tratra hatreto

Iray volana latsaka sisa dia hifarana dia hifarana ny fanalavam-potoana ho an’ny fanavaozana manontolo ny lisi-pifidianana,

Hamaky ny tohiny
FTT