Politique

Dr Baomiavotse Vahinala Raharinirina “Sarobidy ny toeran’ny olona sy ny mponina ifotony”


  • Alakamisy 02 Febroary 2023

Raha fintinina dia niroborobo fatratra ny fiaraha-miasa teo amin’i Etazonia sy Madagasikara tamin’ny resaka haitondra ara-tontolo iainana sy fanatsarana ny fiaraha-miasa eo

amin’ny mpisehatra marolafy mpampiasa na koa mpisitraka ny harena voajanahary, hoy ny talen’ny kabinetran’ny fiadidiana ny repoblika, Dr Baomiavotse Vahinala Raharinirina. An-kafaliana no nanotronako ny fotoana famaranana sy fizarana ny vokatra sy traikefa azo tanatin’izay 5 taona izay, hetsika izay nokarakarain’ny ekipan’ny USAID, hoy izy mantsy ny famaranana ny tetikasa HAYTAO novatsian’ny governemanta amerikanina farany teo. Nolazaiko nandritra io fotoana io ny maha sarobidy ny toeran’ny olona sy ny mponina ifotony amin’ny fitantanana ny harena voajanahary, ny anjara toerana sy asan’ny firaisamonim-pirenena, ny anjara toeran’ny sehatra tsy miankina, fa indrindra ny fampitoviana tadin-dokanga eo amin’ny mpiara-miombon’antoka sy ny fanjakana malagasy. Azo lazaina fa antoky ny fahombiazana amin’ny tetikasa toy itony izany, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT