Politique

Mahery Lanto Manandafy “Tsy avelako potehinareo ny tanindrazako”


  • Alakamisy 02 Febroary 2023

Araka ny hafatr'i Mahery Lanto Manandafy na Malama izay nampitainy tamin’ny vadiny Doris Rakoto Samuel indray dia nilaza ity mpampaneno lakolosy an-tambazotran-tserasera ity fa “maximum”

na fara-tampony mihitsy ny tany amin'ny tribonaly ny 31 janoary 2023 teo. Tsy mbola mampiontsona ahy izany, hoy I Malama. Izaho ary mbola nangataka hoe ampio “outrage à magistrat dans l'exercice de ses fonctions” na faniratsirana mpitsara manao ny asany fa tsy nasiany. Tsy hanaiky mandrakizay ny fanandevozana ny malagasy i Manandafy Mahery Lanto. Tsy maintsy mijoro, tsy maintsy mitraka. Tsy avelako potehinareo ny tanindrazako, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT